ESN & Services numériquesAntananarivo
RITEC
Loza be ny ao aza miditra ao, tena misy fanandevozana ara-tsaina sy fanambaniana fara-tapony antsika malagasy ao.
7 avis d'employés
Notes détaillées
Salaires déclarés
- 1er quartile
- 80 000 MGA
- Médiane
- 80 000 MGA
- 3e quartile
- 80 000 MGA
Net mensuel, sur 5 déclarations d'employés. Les montants individuels ne sont jamais publiés. Voir le baromètre par secteur
7 avis
Laisser le mien →Anonyme — Dev
L'expérience m'a permis de vivre l'ancien temps des colons, sacré expérience
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 1/5
Anonyme — Développeur
Mbola mande vé ny rabaissement ao sa efa nahazo lesona, Mr « vous les Malgaches » ? 🙂 Stagiaire 6 mois, avy eo novaina CDI ny titre, fa ny salaire, salaire de stagiaire ihany… Dia nanaiky mo satria hoe efa hanomboka ilay formation DevSecOps, fa miandry kely 😗. il sait très bien convaincre hoe tsy ho ela io dia hanomboka an, entre temps, miasa amlay salaire lou😌 Fa tsisy formation nanomboka zany teo eee. Betsaka ny talohanareo amantaonany niandry tao fa e e e… Et faites gaffe à ce que vous écrivez sur vos claviers, les gens. Qui sait, mety tsy ilay caméra partout ireny ihany ny fanaraha-maso ao 😝
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 2/5
Anonyme — Natao daholo izay nampanaovina ary natao tamin'ny hitsi-po
En quelques mois, j'ai perdu quelques mois
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 1/5
Anonyme — Analyste
Stagiaire à vie 😄 Aveo angatahana attestation de stage razoky de ok hono nefa hatramzao eee
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 2/5
Anonyme — Bénévole toujours rabaissé car né dans un pays pauvre
Stagiaire foana no annonce nefa asana ingénieur henjana be ilay atao, tsy matoky na iza na iza ilay tompony ary manao izay tsy hiombonan'ny mpiara-miasa mihitsy. Mody asainy maneho hevitra ianao avy eo halany baraka eo imason'ny olona. Izaho mieritreritra hoe orinasa fictif fotsiny io. Atao mihitsy izay tsy hahatamana ny mpiasa dia maka stagiaire foana (asa inona avy no tena ambadik'izany) ny vola omeny tena tsy ampy atao frais bus akory
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 1/5
Anonyme — Développeur
Vous les malgaches ... 😄
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 2/5
Anonyme — Stagiaire bénévole toujours rabaissé car né dans un pays pauvre
Loza tsy roa aman-tany ny ao
- Management
- 1/5
- Salaire
- 1/5
- Ambiance
- 1/5
Laisser un avis sur RITEC
Votre avis est anonyme par défaut et relu avant publication. Restez factuel : décrivez votre expérience, pas des personnes nommément.